Entrée |
famaranana
(farana)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Teny atao amin' ny faran' ny lahateny na lahatsoratra mba ho fehin' izay voalaza Famitana, fanaperana [1.1]
|
Explications en anglais | A smoothing-knife The final declaration about business that has been done. [1.2]
|
| The end or finishing of something; the act of smoothing [1.7]
|
Explications en français | La terminaison [1.3]
|
| La fin, la conclusion, la limite, la péroraison, action de rogner, d' égaliser , de limer, l'instrument [1.3]
|
| Action de clôturer une réunion; finition, polissage [1.8]
|
| Terminale [1.66]
|
Exemples |
1 | Manatona tanety hatrany foana no famaranana azy rehetra.
[2.245]
|
2 | Io fehezan-teny famaranana azy io no nentinay nanavaka ny tapasiry tamin'ny tantara.
[2.606]
|
|
Morphologie |
Simple : |
famaranana,
famaranako,
famarananao,
famaranany,
famaranantsika,
famarananay,
famarananareo,
famaranan',
famaranan-,
famaranam-,
famarana- |
Préfixée : |
-pamaranana,
-pamaranako,
-pamarananao,
-pamaranany,
-pamaranantsika,
-pamarananay,
-pamarananareo,
-pamaranan',
-pamaranan-,
-pamaranam-,
-pamarana- |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Titres |
|
|