Entrée |
famelabelarana
(velabelatra (velatra))
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fizarana lehibe indrindra ao anaty famakafakana lohahevitra [1.13]
|
Explications en français | Développement [1.13]
|
Exemples |
1 | Tsy nanao famelabelarana antsipiriany isika
[2.245]
|
2 | Manaraka ny fanolorana dia mandeha ny famelabelarana sy ny fanazavana ilay lohahevitra
[2.606]
|
3 | Ataoko fa azonareo ny famelabelarana ny toe-draharaha any Antananarivo, nataoko tamim-pahiratan-tsaina tokoa
[2.270]
|
|
Mots composés, titres, noms |
|
|