Entrée | famerezana (very) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fanaovana izay hahatonga andevo; fampahantrana [1.1] | |
Explications en français | L’action de réduire en esclavage, de ruiner, de perdre, le moyen, le lieu, la cause [1.3] | |
Exemples | Ny famoanana, ny fampinomana sy ny famerezana olona sy ny famonoana noho ny heloka vita no zavatra misongadina indrindra amin' ny fanavaozana ny fitondram-bahoaka
[2.366] | |
Mis à jour le 2023/01/06 |