Entrée |
famokisana
(voky)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fanomezana sakafo betsaka: Hatao ahoana no famokiaano ireto vahoaka maro be ireto Famporisihana, fitarihana, fambosiana: Mendri-tsazy mafy ny famokisana ny vahoakatoy itony [1.1]
|
Explications en français | L’action de rassasier, d’exciter, de pousser à la désobéissance, à la révolte, le motif, le moyen [1.3]
|
Exemples | Nisy didy navoaka noho ny famokisana nataon' i Ptolemea mba hampihatra izany hevitra izany ihany koa amin' ny Jody ao amin' ny tanàna greka manolotra azy, sady hanao sorona;
[2.996]
|
|