Exemples |
1 | Ary ny fanorona mbamin' ny fampiadiana ravina teo amin' ny lalao sy ny fialam-boly.
[2.445]
|
2 | Taorian' ny fandaminana ny ho soritr' asan' ny ampitso dia naroso indray ny tafasiry sy ny fampiadiana karajia.
[2.643]
|
3 | Eo koa ny fampiadiana rima ny faran'ny andalana roa na telo misesy, ka ny vanim-peo farany na ny roa farany no ampitoviana amin' izany.
[2.606]
|
|