Exemples |
1 | Efa nahita fampiatoana ny asa mihitsy aza izy ho fiarovana ny tombontsoan' ny mpiasa mahay asa manokana natahorana ho tratry ny fampitsaharana ny asa ara-teknika.
[1.369]
|
2 | Marina aloha fa lava be ny lisitry ny namana tsy maintsy homena toerana, nefa moa ve ireny rafi-panjakana ireny dia natao hampihena ny isan' ny mpanao politika tratran' ny fampiatoana?
[4.27]
|
|