Entrée |
fanafenana
(afina)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fametrahana zavatra amin' ny toerana iray tsy hahitana azy; fanaronana zavatra mba tsy ho hita Toerana anafenana zavatra matetika Fanitrihana ny maty alevina [1.1]
|
Explications en français | L’action de cacher, etc. le lieu où l’on cache [1.3]
|
Exemples |
1 | Dia heverinao ho mora ve ny fanafenana zavatra makadiry toy io?
[1.1]
|
2 | Ato no fanafenan-dRakoto ny fanalahidy
[1.1]
|
3 | Nony tapitra ny andro fampisehoana azy tambony vohitra, dia nentina nafenina tao am-pasana tany amin' ny tendrombohitra fanafenana Andriamanjaka izy.
[2.69]
|
|
|