Entrée |
fanaja
(haja)
|
Partie du discours | nom ou adjectif
|
Explications en malgache | Fomba entina manaja, manome voninahitra Azo hajaina, tokony hohajaina: Fanaja ny volo fotsy, rankizy [1.1]
|
Explications en français | Qu’on doit honorer, honorable, la manière d’honorer [1.3]
|
Exemples |
1 | Raha mba fanaja ihany ny zanakay fa olona, efa manana ny fomba niraisana ela isika raha hanala dika fahadisoana vita, dia io Fafy nangatahina teo io.
[2.245]
|
2 | Na inona na inona aloha zavatra mikasika ny fiainana, ny isam-pirenena na isam-paritany samy manana ny fomba amam-panaony, izay fanaja raha mbola mihevi-tena ho olona koa ilay manao sy raha mbola heverina ho olona koa ilay manao sy raha mbola heverina ho olona koa ilay anaovana.
[2.472]
|
|
|
Entrée |
fañaja
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Tanosy]
rakitra,
fananana
[1.78]
|
|