Entrée |
fanakobàna
(koba)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fanaovana zavatra ho mohaka malemy dia malemy; fanaovana izay tsy hahafa-panadinana mpianatra iray [1.1]
|
Explications en français | Action de réduire en marmelade [1.3]
|
|
Entrée |
fanakobana
(kobana)
|
Partie du discours | nom ou adjectif
|
Explications en malgache | Fomba entina manakobana, manatsoboka ny lamba sasana ao anaty rano madio mba hanala ny ranon-tsavony Azo kobanina [1.1]
|
Explications en français | Manière de remuer, de faire gonfler [1.3]
|
|