Entrée |
fanalana
(ala)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fanesorana: Tsy nankasitrahan' ny olona ny fanalana ilay mpampianatra [1.1]
|
Explications en anglais | [Rel. s. from manala (ala).] That which removes anything. [1.2]
|
| The act of removing [1.7]
|
Explications en français | Action de prendre, d'ôter [1.8]
|
Exemples | Mila fahaizana koa ny fanalana ny hena hatao tono manimanitra.
[2.245]
|
Synonymes | |
Mots composés |
|
|
Entrée |
fanalana
(ala)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Asa marika, fanesorana isa kely amin' ny isa lehibe noho izy: Firy ny valin' ny fanalana telo ambin' ny folo amin' ny roapolo [1.1]
|
Explications en français | Soustraction [1.13]
|
Vocabulaire |
Synonymes | |
Proverbes |
|