Exemples |
1 | Fanalana andro ny ankizy ny fanondrahana anana isan' andro tsy tapaka ka ahazoany maisambo-tsikovoka sy misaka pirina amin' ilay dobokely fakan-drano.
[2.470]
|
2 | Mifampitantara angano iray ho fanalana andro isika indray takariva, dia nentin-kadalana nivenjivenjy hijery ny toerana nisehoan' izany angano izany nony ampitso.
[2.5]
|
|