Entrée | fanalolahy | |
Mots élémentaires | fanalo ; lahy | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | [Taisaka, Tambahoaka] Mahery fo [1.78] | |
[Taimoro, Taisaka] Miaramila mpitondra lefona [1.78] | ||
[Taimoro, Taisaka, Tanosy] Mpiady [1.78] | ||
Miaramila na tandefona mahay sady mahery an' ady [1.1] | ||
Explications en anglais | [Provincial] A spearsman [1.2] | |
Entrée | fanalolahy | |
Partie du discours | adjectif | |
Explications en français | Très adroit [1.3] | |
Anagrammes | fanalolahy, fanolalahy |
Mis à jour le 2023/09/09 |