Entrée |
fanambadiana
(vady)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Tanala]
Vady: Manaña fanambadiana hanañan'anaky fa ñ'ajaja no anañan'ila ko (n'ila no mandofo maty (manana vady hananan-janaka fa ny zaza no ananana olon-kanampy amin'izay mahatery) [1.78]
|
| Fikambanan' ny lehilahy sy vehivavy mifanaiky hiara-kanorina tokantrano araka ny lalàna sy ny fomban-tany mba hahazo taranaka. (Amin' ny Malagasy, ny fanambadiana dia misy dingana efatra: ny fisehoana na fiantranoana, ny fangatahana, ny fanateram-bodiondry ary ny fampakarana) [1.1]
|
Explications en anglais | Marriage, the married state [1.7]
|
Explications en français | Mariage [1.3, 1.8]
|
| L'action d'épouser, le motif [1.3]
|
| La vie de ménage [1.8]
|
Exemples |
1 | Tonga ny zoma hanaovana ny fanambadiana.
[2.606]
|
2 | Fa ny anareo sy Sahondra no fanambadiana marina?
[2.529]
|
3 | Toa moramora aminao ery izany handrava fanambadiana, ry Mavo.
[2.643]
|
|
Morphologie |
Simple : |
fanambadiana,
fanambadiako,
fanambadianao,
fanambadiany,
fanambadiantsika,
fanambadianay,
fanambadianareo,
fanambadian',
fanambadian-,
fanambadiam-,
fanambadia- |
Préfixée : |
-panambadiana,
-panambadiako,
-panambadianao,
-panambadiany,
-panambadiantsika,
-panambadianay,
-panambadianareo,
-panambadian',
-panambadian-,
-panambadiam-,
-panambadia- |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Titres |
|
Proverbes |
Article |
|