Entrée | fanambinana (ambina) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Vintana tsara avy amin' ny lahatra Tsodrano, fitahiana avy amin' Andriamanitra: Fanambinana lehibe ny nahavitanao fianarana talohan' ny ady [1.1] | |
Explications en anglais | Good fortune [1.7] | |
Explications en français | Prospérité, la chance [1.8] | |
Exemples | Fa fitahiana sy fanambinana avy aminy no ahefana manolotra.
[2.59] | |
Proverbes | Proverbes contenant le mot fanambinana | |
Mis à jour le 2023/01/20 |