Entrée | fanasabodehana (sabodika) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fampifangaroana na fampifandisoana ny teny na ny zavatra atao; fanodinkodinana amin' ny teny na amin' ny fanaovan-javatra mba hampifamadika amin' izay tena izy sy marina [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/05 |