Entrée |
fanazavana
(zava)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fanovana izay hampahazava: Ampio labozia iray fa tsy ampy ny fanazavana itỳ efitra itỳ izany Filazalazana misimisy kokoa mba hahazoana zavatra iray: Omeo fanazovana kely aho hoe momba io raharaha io Fivoasana, famoaboasan, filazana heviteny: Misy sarotra iheny indraindray ny fanazavana hain-teny [1.1]
|
Explications en anglais | The act of illuminating; an explanation [1.7]
|
Explications en français | Action d'illuminer, d'éclairer [1.3, 1.8]
|
| L’action de bien expliquer, de rendre distinct, le moyen, la cause [1.3]
|
| Explication [1.13, 1.8]
|
Exemples |
1 | Fanazavana ny amin' ny fiovan' ny diany.
[1.38]
|
2 | Nanohy ny fanazavana ihany ireto namako.
[2.356]
|
3 | Telo karazana ny fanazavana voasoratra ao.
[2.117]
|
4 | Tehaka be no nandraisan' ny mpihaino ny fanazavana.
[2.472]
|
|
Morphologie |
Simple : |
fanazavana,
fanazavako,
fanazavanao,
fanazavany,
fanazavantsika,
fanazavanay,
fanazavanareo,
fanazavan',
fanazavan-,
fanazavam-,
fanazava- |
Préfixée : |
-panazavana,
-panazavako,
-panazavanao,
-panazavany,
-panazavantsika,
-panazavanay,
-panazavanareo,
-panazavan',
-panazavan-,
-panazavam-,
-panazava- |
|
Mots composés, titres, noms |
|
|