Entrée |
fandalàna
(lala)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Bezanozano, Sihanaka, Taimoro, Tambahoaka, Tanosy]
Fisaonana [1.78]
|
| Ny fotoana isaonana ny vady maty Fitandremana sy titan-drovana, fikarakarana: Zava-dehibe ny fandalàna ny fihavanana amin' ny Malagasy [1.1]
|
Exemples |
1 | Tsy misy intsony na ny tsy fivadihana amin' ny teny nomena, na ny fandalana ny hajan' ny tena.
[4.27]
|
2 | Tsy hay tohaina ny herin' ny vola, ka nahatonga ny olona hiezaka ny hanohitra amin' ny fandalana ny ohateny hoe "aleo very tsikalakalam-bola toa izay very tsikalakalam-pihavanana".
[2.606]
|
|
Synonymes | |
|