Entrée |
fanenitra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Aretina mahafaty avy amin'ny basiliosin'i Nikolae izay miditra avy amin'ny ratra tsy voakarakara ara-pahasalamana [1.13]
|
Explications en français | Tétanos [1.13]
|
Vocabulaire |
Analogues |
tetanosy ~
tomboka |
|
Entrée |
fanenitra
(tenitra)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Bibikely toy ny masomby maro mitohitohy mainty sy vony ny kibony ary misy filo manindrona ery an-tendrony [1.1]
|
Explications en anglais | A species of mason wasp. [Menangabow panangit.]
This is sometimes called takolapanenitra and
fangaraka
[1.2]
|
| A wasp [1.7]
|
Explications en français | Guêpe [1.3, 1.8, 1.13]
|
Exemples | nihotakotaka sahala amin'ny omby tratran'ny fanenitra ry zareo
[2.895]
|
Vocabulaire |
Synonymes | ~ |
Analogues |
kitoka |
Article |
|
Entrée |
fanenitra
(tenitra)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fanebahana, fanaovana tsinontsinona, fanatsizarizariana [1.1]
|
|
Entrée |
fanenitra
(tenitra)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fomba entina manenitra, maneso, manaraby [1.1]
|
Explications en français | Critique [1.3]
|
|