Entrée |
fankasitrahana
(sitraka)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fampisehoana fahafaham-po noho ny asa vita: Nahazo fankasitrahana tamin' ny lehibeny Rakoto ka faly aoka izany Fanehoana fihetseham-po mitory hafaliana sy fitiavana noho ny soa noraisina tamin' olona: Tsy tokony hisy fetra ny fankasitrahan' ny zanaka ny ray aman-dreny Fankatoavana, fankamamiana: Tsy hita holazaina ny fankasitrahan' ny be sy ny maro ny lahateninao [1.1]
|
Explications en anglais | Thankfulness; a reward [1.7]
|
Explications en français | Approbation ; remerciement, gratitude [1.8]
|
Mots composés, titres, noms |
|
Proverbes |
|