Entrée |
fanovana
(ova)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fanoloana hala: Tsy mahay mihitsy ny mpianatra eto amin' ity sekoly ity: tsy misy fanafodiny afa-tsy ny fanovana ny mpampianatra Fanamboarana ho hala, ho vaovao: Zavatra iray ihany no takiko, dia ny fanovana ny tehiko notapahinao Fampanjariana ho hafa: Ny asan' ny vavony sy ny aty ary ny taova rehetra ao anaty, dia ny fanovana ny sakafo ho nofo sy rantsika [1.1]
|
Explications en français | Conversion, commutation [1.13]
|
Mots composés, titres, noms |
|
|
Entrée |
fanovana
(tovana)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fomba entina manovana, na manampy, manisy tovana [1.1]
|
|