Entrée |
faribolana
|
Mots élémentaires | fari- ;
faritra)volana#mg.n.2'>volana |
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Tsipika boribory feno tanteraka ka mitovy ny elanelan' ny teboka rehetra aminy amin' ny teboka iray eo afovoany [1.1]
|
Explications en anglais | A circle, a circumference, a circuit [1.2]
|
| A circle [1.7]
|
Explications en français | Cercle [1.8]
|
Exemples | Nanao faribolana izahay ary niteny aho ka Robert Gagg no nandika teny ho amin' ny fiteny alema.
[2.356]
|
Vocabulaire |
Mots composés, titres, noms |
|
|
Entrée |
faribolana
|
Partie du discours | nom
|
Explications en anglais | A children's game of making circles. [1.2]
|
Exemples | Nitsinjaka izy sy ny ankizy, dia nitotorebika nanao faribolana hitsipy sandry eran' ny ahi-maitso mavan' ny ranomasina midadasika.
[2.5]
|
Vocabulaire |
|
Entrée |
fari-bolana
|
Partie du discours | locution
|
Explications en malgache | Enti-milaza sary vorivory [1.1]
|
|