Entrée |
fidirana
(iditra)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Asa atao rehefa miditra: Sarotra ny fidirana amin' io fikambanana io Toerana voatokana hidirana, izany hoe hitsofohana amin' ny toerana iray, trano, saha: Itỳ no fidirana ato amin' ny saha Vola aloa amin' ny fijerena fampisehoana na fandraisana anjara amin' ny lanonana iray: Ohatrinona ny fidirana amin' ity rindran-kira itỳ? [1.1]
|
| Fitsofohana [1.13]
|
Explications en anglais | An entrance. [1.2]
|
Explications en français | Entrée, admission, pénétration [1.13]
|
Exemples |
1 | Natao ny fanadinana fidirana tao amin' ny sekoly.
[2.356]
|
2 | ary nanome fidirana hoan'ny olona maro mba ho be no ho tonga;
[2.59]
|
|
Mots composés, titres, noms |
|
Proverbes |
Illustrations |
|
|