Entrée |
fidodododoana
(dodododo)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Firiotana haingana; fahatongavana maika dia maika, tsy mangataka andro:
Misaotra indrindra amin' ny fidodododoanareo mamangy anay amin' izao fahoriana izao [1.1]
|
Explications en français | L’action de s'empresser, de se hâter, d'accourir, d’avoir recours à, celui auquel on a recours [1.3]
|
Exemples | hita mifangaro eto ny mariky ny alahelo lehibe, toy ny fahatankinana, ny fiahiana izay momba ny ara-nofo ary ny fidodododoana eo akaikin' ilay Mpandahatra ambony indrindra.
[2.313]
|
|