Entrée | fifakoana (fako) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fanangonana (fakofako, fikotra, bozaka) [1.1] | |
Explications en français | L’action de ramasser les balayures, les débris, le lieu [1.3] | |
Exemples | Toa milaza aminy hoe "tsy fataon' ny ankizy mihitsy ny fifakoana kitay fahavelon-drainy, nefa ataony amin' izao faotoana izao" - sy ny fitohizan' ny resaka tsy hay tampenana intsony.
[2.470] | |
Mis à jour le 2023/01/08 |