Entrée | fihantsika (hantsika) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fomban' ny olona na zavatra mihantsika, izany hoe mibaraingo ka mandroso eo anoloana ny kibony na ny ampovoany: Mampihomehy ny fihantsik' iny Rangahy iny rehefa mandeha [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/05 |