Entrée | filasiana (lasy) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fitobiana, fandriana an-tsaha: Naharitra herinanadro ny filasian' ny miaramila tao Ananona Fivahiniana miaraka maro any aman' olona: Nahasorena an-dRabe ny filasian-dry Rakoto tao aminy tamin' ny farany [1.1] | |
Anagrammes | filasiana, fisaliana |
Mis à jour le 2023/01/20 |