Entrée |
filôzôfia
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fianarana momba ny lalan-kevitry ny sain' ny olombelona ary misahana ny fandinihana momba ny saina amam-panahy, ny fiforonan' ny zavatra misy hitan' ny maso sy ny tsy hita, ary ny mety hisy aza Fomba ahazoan' ny mpandinika iray na antokon' olona iray an' ireo zavatra sahanin' ny filozofia: Filozofian' i Kant / Filozofia malagasy [1.1]
|
Explications en anglais | Philosophy [3.1]
|
Explications en français | Philosophie [1.13]
|
Exemples | Ahoana kosa izany ny fandraisanao ilay filozofia vazaha hoe ny marina rehetra tsy filaza avokoa?
[2.285]
|
Vocabulaire |
Mots composés, titres, noms |
|
Titres |
|
Origine | Anglais: philosophy. Français: philosophie.
|
|