Entrée |
fisahanana
(sahana)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fiandraiketana, fiatrehana, famonjena asa na raharaha maro miaraka: Mbola iderako anao ny fisahananao ny asa sarotra iantsorohanao sy ny raharahan-tokantrano vonjenao samy irery [1.1]
|
Explications en français | L’action de faire face à un travail [1.3]
|
Exemples |
1 | Ny fisahanana ny asa aman-draharahan'ny mpanao gazety dia voalamina araka ny lalàna.
[1.320]
|
2 | Amin' izany fandaminana izany, dia afaka mampihatra tanteraka ny fahefany ny Fanjakana amin' ny fisahanana irery ny andraikitra amin' ny fandaminana ny raharaham-pifidianana.
[4.27]
|
|
|
Entrée |
fisahañana
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Taimoro]
fitsapana
[1.78]
|
| [Tanala]
fanoharana,
fanandramana
[1.78]
|
|