Entrée | fisakanana (sakana) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fanasiana fefy: Nasiana fefy fitsakanana ny omby eo akaikin' ny lalamby Fandrarana, fampijanonana: Tokony hanao didy henjana fisakanana ny halatra omby ny fanjakana Fanaovana izay tsy hahatanteraka: Tsy misy tsy mahalala ny fisakanon-dray aman-dreniny ny fanambadian' i Soa [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/20 |