Entrée | fisarihana (sarika) | |||
Partie du discours | nom | |||
Explications en malgache | Fisintonana: Ringa erỳ ny mpanjonoamin' ny fisarihana ny harato Fandroritana, fitarihana: Fisarihana olona amin' ny sandriny Fanintonana: Fisarihana ny sainareo hikendry lalandava zavatra ambony no ilazako izany. [1.1] | |||
Explications en français | Attraction, tirage [1.13] | |||
Mots composés, titres, noms |
| |||
Anagrammes | fihisarana, fisahirana, fisarihana |
Mis à jour le 2023/08/11 |