Entrée | fisomedika (somedika (sedika)) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Toetran'ny zavatra misomidika, izany hoe misy menaka mitsinkafona ambonin'ny rano: Jereo ny fisomidik'itỳ ro; aza dia mahery mihinana amin'io sao dia marary kibo. [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/05 |