Entrée | fitafy (tafy) | ||||||
Partie du discours | nom | ||||||
Explications en malgache | Fomba entina mitafy, izany hoe manisy lamba manarona ny tena: Somary agoragora no fitafin'ny vehivavy sasany lamba rehefa mianjaika. [1.1] | ||||||
Explications en français | état de celui qui est vêtu Manière de se vêtir [1.3] | ||||||
Exemples |
| ||||||
Morphologie |
| ||||||
Entrée | fitafy | ||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||
Explications en malgache | Azo tafina: Tsy mba fitafy itony lamba itony, ry Bozy a! [1.1] | ||||||
Exemples | Tsy mahay mahita olona hafahafa fomba fitafy, ka tandremana ny fitafy.
[2.245] | ||||||
Anagrammes | fatify, fitafy |
Mis à jour le 2023/01/20 |