Entrée | fitampisahana (tampisaka) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Firaiketana amin-javatra iray, fianianana akaiky dia akaiky, famitsahana ao ambadika, ao anaty...:
Ny fitampisahany tao anaty ahitra no tsy nahitan'ny fahavalo azy.
Fiafenana, fierena: Noho ny fitampisahany tao an-tranonay no tsy nahazoan'ny mpanenjika azy. [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/05 |