Entrée | fitanehana (tanika) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fandrahoana, fampangotrahana: Fitanehana rano Fampiempoana: Fitanehana menaka Fanasitiliana: Ny olona taloha dia efa nahay ny fitanehana toaka [1.1] | |
Exemples | Ny fitanehana ny jaboran'omby tamin'ny ranon-davenona voatantavana no nahazoana ny savony gasy.
[2.117] | |
Article | Randzavola: fitanehana ao amin' ny Baiboly | |
Anagrammes | fehi-tanana, fitanehana |
Mis à jour le 2023/01/05 |