Entrée |
fitantanana
(tana)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fanohanana olona mandeha amin'ny fandraisana ny tanany eo am-pimindrana miaraka amin'ny tena:
Ilaina ny fitantanana ny zaza vao mianamandeha.
Fitondrana, fifehezana:
Noraisin'ny fanjakana ny fitantanana ireo orinasa ngeza eto amin'ny firenena.
[1.1]
|
Mots composés, titres, noms |
|
|
Entrée |
fitantanana
(tantana)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fizarana (vary, hena, sakafo, vola) amin'olona maromaro nandray anjara tamin'ny fandevenana na famadihana:
Iza no hikarakara ny fitantanana ny sakafo amin'ireo mpandevina?
Fiadidiana, fiandraiketana:
An'ny vehivavy ny fitantanana ny vola ao an-tokantrano.
[1.1]
|
|