Entrée | fitontona (tontona) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fianjera midofotra, fidona amin-javatra: Tsy heno akory ny fitonton' ny iohany tamin' ny tany, nefa mahagaga fa nahavaky ny karandohany ny fianjerany [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/05 |