Entrée | fitroarana (troatra) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fialana tampoka amin' izay misy ny tena noho ny hatairana: Ohatra ny tselatra ny fitroaran-dRabe nahita ny zanany kely nilalao tery amorontevana Fahatairana biby tampoka ka mahatonga azy handrifatra: Vaky tady Isambilo nahita ny fitroaran' ilay omby Hatezerana, fahatezerana: Tsy nahateny Rasoa noho ny fitroaran-dRakoto vadiny [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/05 |