Entrée | fononteny | |||
Mots élémentaires | fono ; teny | |||
Partie du discours | nom | |||
Explications en malgache | Mari-tsoratra ( ) mamono fehezan-kevitra tsy dia ilaina loatra ary toa avahana mitokana: Ny ala volon-jaza (izay atao koa hoe sonia), dia fanetezana voalohany ny volon' ny zaza raha vao mandray telo volana izy [1.1] | |||
Explications en français | Parenthèse [1.13, 1.5] | |||
Vocabulaire | Linguistique | |||
Mots composés, titres, noms |
| |||
Analogues | < > fononteny maranitra | |||
[ ] fononteny mahitsy | ||||
Tableaux et planches | Signes de ponctuation | |||
Mis à jour le 2023/06/08 |