Entrée |
fotoana
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Faharetana voamariky ny fifandimbiasan' ny andro sy ny alina, ny taona, ny zava-dehibe nitranga: Tamin' ny fotoana nanjakan' Andrianampoinimerina no nandroso fatratra ny teto Imerina Andro: Be loatra ny asa ka mila tsy hanam-potoana hisakafoana akory aho Paik' andro, fetr' andro: Tonga ny fotoana handoavanao ny volako ka omeo aza fady Tapak' andro, ora nifanaovana, nifanarahana hihaonana: Tamin' ny telo no fotoananay nefa mbola tsi tonga ihany izy Fizarantaona fanaovana asa, taozavatra: Fotoana fanetsana izao. [1.1]
|
Explications en anglais | An appointed time. Same as fitoana.
[1.2]
|
| Time; a rendezvous [1.7]
|
Explications en français | (qu'on prononce quelquefois fitoana) rendez-vous, terme, échéance, temps ou lieu fixé [1.3]
|
| Le temps; moment; rendez-vous [1.8]
|
| Temps, date [1.13]
|
Exemples |
1 | Ny fotoana toy io dia mitondra vetsovetso mahamanina.
[2.499]
|
2 | Fa nitsivalana teo amin' ny làlany ny Antsiantsy, ka nifanandrina fotoana fohy izy roa lahy.
[2.5]
|
|
Morphologie |
Simple : |
fotoana,
fotoanako,
fotoananao,
fotoanany,
fotoanantsika,
fotoananay,
fotoananareo,
fotoan',
fotoanan',
fotoan-,
fotoanan-,
fotoam-,
fotoanam-,
fotoa- |
Préfixée : |
-potoana,
-potoanako,
-potoananao,
-potoanany,
-potoanantsika,
-potoananay,
-potoananareo,
-potoan',
-potoanan',
-potoan-,
-potoanan-,
-potoam-,
-potoanam-,
-potoa- |
|
Dérivés |
Synonymes | |
Mots composés |
|
Proverbes |
Article |
|
Entrée |
fotoana
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | Menstruation [1.13]
|
Vocabulaire |
Morphologie |
Simple : |
fotoana,
fotoako,
fotoanao,
fotoany,
fotoantsika,
fotoanay,
fotoanareo,
fotoan',
fotoan-,
fotoam-,
fotoa- |
Préfixée : |
-potoana,
-potoako,
-potoanao,
-potoany,
-potoantsika,
-potoanay,
-potoanareo,
-potoan',
-potoan-,
-potoam-,
-potoa- |
|
|
Entrée |
fotoana
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | [Merina, Sihanaka]
Rhodolaena bakeriana Baill. (Sarcolaenaceae). Voir aussi
foto.
[1.196]
|
Nom scientifique | Rhodolaena bakeriana |
Vocabulaire |
|