Entrée | frantsay | |||
Partie du discours | nom ou adjectif | |||
Explications en malgache | Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Frantsa: Mahatratra 50 tapitrisa mahery ny isan' ny Frantsay Mikasika an' i Frantsa, an' i Frantsa na avy any Frantsa: Anisan' ny teny mazava ary azo ilazana angolan-kevitra ny teny frantsay [1.1] | |||
Explications en anglais | A Frenchman French [1.7] | |||
Explications en français | Français [1.8] | |||
Mots composés |
| |||
Hyponymes | ||||
Origine | Français: français. | |||
Analogues | Frantsa | |||
Mis à jour le 2023/07/29 |