Entrée | hadalana (adala) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Tsy fisiantsaina hieritreritra sy sitrapo hisafidy; aretin-tsaina:
tazonina ao an-trano izy fa mihetsika ny hadalany Hakelezan-tsaina: aza kapohina re izy, fa fantatrao ihany ny hadalan' ny ankizy Zavatra atao tsy am-pieritreretana, fivarinana amin' ny toetra ratsy: nanao hadalana tany indray rakoto ka nosamborin' ny polisy Manary ilo mby an-doha; voninahitra an-tsobika ka atao ampatambary [1.1] | |
Explications en anglais | Foolishness [1.2] | |
Explications en français | La folie, la sottise, l'imbécilité [1.3] | |
Synonymes | fahadalàna | |
Proverbes | Proverbes contenant le mot hadalana | |
Mis à jour le 2023/01/20 |