Entrée |
hadimiana
(dimy)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Halavam-potoana dimy andro: Avy foana ny orana nandritra ny hadimiana [1.1]
|
Explications en anglais | Five days [1.2]
|
Explications en français | Cinq jours [1.3]
|
Exemples |
1 | Rehefa nandeha hefarana na hadimiana izy dia tonga
[2.649]
|
2 | Mitsilotsilo be ihany ny volombavan' Ingahy izatsy, tsy niharatra hadimiana.
[2.470]
|
|
Vocabulaire |
|
Entrée |
hadimiana
(dimy)
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Enti-milaza fe-potoana dimy andro: Tany an-tsaha hadimiana i dada [1.1]
|
|