Entrée | halaky (laky) | |||
Partie du discours | nom | |||
Explications en malgache | Malaky amin' ny endrika milaza ny ho avy [1.1] | |||
Explications en français | Vitesse, rapidité, célérité [1.13] | |||
Exemples | Karazan' olona mba satry halaky manerana ny firenena ity, fa ny tany mosarena azy dia fonenan' olona mbola akaiky loatra ny fiainam-biby, mifanenjika sy mifampihinana.
[2.285] | |||
Synonymes | hafaingana | |||
Mots composés |
| |||
Anagrammes | halaky, halika, lahika |
Mis à jour le 2023/07/25 |