Entrée | halavana (lava) | ||
Partie du discours | nom | ||
Explications en malgache | Toetran' ny zavatra lava hita-maso: Ampiasao eto ny halavanao ~ Ny halavan' ny latabatra ity no tsy hahatafidirany ao amin' io efitra io [1.1] | ||
Explications en anglais | Length [1.7] | ||
Explications en français | Longueur [1.8] | ||
Vocabulaire | Espace | ||
Synonymes | fahalava ~ halava | ||
Mots composés, titres, noms |
| ||
Anagrammes | halavana, lavahana, vahanala, valahana |
Mis à jour le 2023/01/20 |