Entrée | halavorariana (lavorary) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Toetran' ny zavatra na olona tonga amin' ny fanaperana ka tsy misy hokianina intsony ny aminy: Sarotra ny mahatratra ny halavorariana / Mahavariana ny halavorarian' ny milina ao amin' ny tenan' olombelona [1.1] | |
Synonymes | fahalavorariana | |
Mis à jour le 2023/01/05 |