Entrée | harafesina | |||
Partie du discours | nom ou adjectif | |||
Explications en malgache | Tentina menamena mandrakotra ny vy mipetraka ela amin' ny hamandoana, taim-by: Voan' ny harafesina ity vy ity Misy taim-by, rakotr' io tentina menamena io: Harafesina ny hidim-baravarana fa asio menaka. Indraindray anefa ampiasaina ho solon' ny "harafesina" mpamaritra milaza toetra ny hoe "harafesenina" izay tena tokony ho izy tokoa: Harafesenina ny hidim-baravarana fa asio menaka [1.1] | |||
Explications en anglais | Rust Rusty [1.2, 1.7] | |||
Explications en français | Rouille Rouillé [1.8] | |||
Dérivés |
| |||
| ||||
Entrée | harafesina | |||
Partie du discours | adjectif | |||
Explications en malgache | Enti-milaza ny marary efa ambavahoana izay mangana ny molony ary manopy mena ny nifiny [1.1] | |||
Vocabulaire | Santé | |||
Anagrammes | firesahana, harafesina |
Mis à jour le 2020/07/31 |