Entrée |
harona
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fakana na fisavana zavatra ao amin' ny miafina; fitondrana zavatra hohanina amin' ny tanana any am-bava; fanatsofohana ny tanana ao anaty zavatra [1.1]
|
Explications en anglais | The act ot putting the hand into something [1.7]
|
Explications en français | Action de fouiller, de porter la nourriture à la bouche avec la main, d’introduire la main, les doigts, un instrument dans quelque chose [1.3]
|
| Action de fouiller de la main [1.8]
|
Morphologie |
Simple : |
harona,
haroko,
haronao,
harony,
harontsika,
haronay,
haronareo,
haron',
haron-,
harom-,
haro- |
Préfixée : |
-karona,
-karoko,
-karonao,
-karony,
-karontsika,
-karonay,
-karonareo,
-karon',
-karon-,
-karom-,
-karo- |
|
Dérivés |
|
Entrée |
harona
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Zavatra norarina hatao fitoeran-javatra. [1.1]
|
Explications en anglais | A medium-sized basket, pannier. [mal. Karong, a sack. See sobiky. [1.2]
|
| A round basket without handles [1.7]
|
Explications en français | Corbeille ronde sans anse [1.3, 1.8]
|
| Nom générique des corbeilles [1.3]
|
| Corbeille [1.8]
|
Exemples |
1 | Ento mody ny angady sy ny harona
[2.528]
|
2 | Dia nosokafan-dRamatoa ny harona.
[2.587]
|
3 | ary Ikotofetsy nitondra goaika tao anaty harona;
[2.293]
|
|
Morphologie |
Simple : |
harona,
haroko,
haronao,
harony,
harontsika,
haronay,
haronareo,
haron',
haron-,
harom-,
haro- |
Préfixée : |
-karona,
-karoko,
-karonao,
-karony,
-karontsika,
-karonay,
-karonareo,
-karon',
-karon-,
-karom-,
-karo- |
|
Mots composés |
|
Proverbes |
Article |
|