Entrée | hasarotana (sarotra) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Toetran' ny zavatra sarotra: Tsy anerany ny hasarotan' ilay asa nomenao ahy Halafosana: Iaraha-mahalala ny hasarotan' ny fiainana amin' izao fotoana izao Fahihirana: Hasarotan' izay lahiantitra re izany! Aleony sempotra miakatra amin' io fiakara-mideza io toy izay lany vola hakana fiarokaretsaka Hatendan-kanina: Loza ny hasarotan' io tovovavy io fa tsy mitsaha-mitsako ny vavany [1.1] | |
Proverbes | Proverbes contenant le mot hasarotana | |
Anagrammes | anaratsaho, anatsaharo, hasarotana |
Mis à jour le 2023/01/05 |