Entrée | hatezerana (tezitra) | ||
Partie du discours | nom | ||
Explications en malgache | Tsy fahafaliana amin' olona iray, izay mety hitarika hamely azy; hasosorana; havinirana: Ny hatezerana, hono, hadalana miserana Mirehitry ny hatezerana, misafoaka, misamontotra, mifoaka, mitroatra, mifoaba [1.1] | ||
Vocabulaire | Emotions | ||
Synonymes | fahatezerana | ||
Mots composés, titres, noms |
| ||
Proverbes | Proverbes contenant le mot hatezerana | ||
Mis à jour le 2023/01/05 |