Entrée | havitsiana (vitsy) | |||
Partie du discours | nom | |||
Explications en malgache | Hakelezana isa: Mahabe fanantenana ny havitsian' ny olon-dratsy amin' itỳ tanàna itỳ [1.1] | |||
Explications en anglais | Smallness of number, fewness [1.7] | |||
Explications en français | Le petit nombre, rareté [1.8] | |||
Exemples | Ny sisa tafajanona dia tsy tamana intsony noho ny havitsiana, ka dia nirenireny foana tany anaty ala tany;
[2.357] | |||
Dérivés |
| |||
Synonymes | fahavitsiana | |||
Anagrammes | havitsiana, tavihasina |
Mis à jour le 2023/10/29 |